• Alakamisy 03 Septambra 2020
Any Ivelany.Paris Saint-Gérmain Voan’ny Covid-19 i Neymar, Di Maria, Paredes

Mitondra ny valanaretina Covid-19 i Neymar kintan’ny baolina kitra Brezilianina milalao ao amin’ny Paris Saint-Germain na ny PSG. Nandeha nitsangatsangana tany Ibiza,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Any Ivelany.Fitaterana anabakabaka 100 miliara dolara no fatiantoka maneran-tany

Nihena 4,6 miliara ny isan` mpandeha fiaramanidina hatramin` ny nisian` ny valanaretina “coronavirus” maneran-tany teo amin` ny seham-pitaterana anabakabaka araka ny tatitra navoakan` ny banky iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Aogositra 2020
Any Ivelany.Fanonganam-panjakana tany Mali Vita hatreto ny momba ny filoha IBK

Nametra-pialana rehefa tratry ny tsindrin’ireo miaramila mpikomy ny filoha Maliana Ibrahim Boubacar Keita (IBK).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2020
Any Ivelany.DONALD TRUMP SAMBANY NANAO AROTAVA IMASOM-BAHOAKA

Sambany hatramin’ny nahatafidiran’ny covid-19 tany Etazonia no nanao arotava imasam-bahoaka ny Filoha Amerikanina Donald Trump omaly alahady raha nitsidika ny Hopotalin’ny miaramila tao Washington.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Jolay 2020
Any Ivelany.Fodiana an-tanindrazana Miantso vonjy ny tatsambo Malagasy

Miezaka hampifandrindra hatrany ny fifehezana ny fihanaky ny valanaretina coronavirus sy ny fitsinjovana vahoaka ny fitondrana hatramin’ny nidirana tamin’ny hamehana ara-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jona 2020
Any Ivelany.Formule 1 Niangaviana handray fifaninana roa i Shanghai

Nambaran’ny tompon’andraikitra Sinoa iray, Atoa Xu Bin « directeur de l'administration des sports de Pékin » tao amin’ny haino aman-jery “agence Xinhua, fa nangatahan’ny FOM na “Formula One Management”

Hamaky ny tohiny
FTT